RANOMASO MANGIDY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RANOMASO MANGIDY





Misy ranomaso mangidy
mijoy toa patrakala
rehefa manana ratra ;
ny ora tsy manan-tsafidy
ka mainka mijoala
'rony sedra nihatra.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
341 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 16/08/2022 00:02
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0102