You are here: home > Vetso

REHEFA FANTATRA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?




REHEFA FANTATRA





Aza mitsahata
miomana ange
tsy ho entin'ny riaka ;
rehefa fantatra
ny lalan-kaleha
vao lasa lavitra isika.




Fredy JAOFERA


Mombamomba

Mpanoratra : Fredy Jaofera


Nampiditra : 3004
Daty : 19/05/2020
Mpamangy : 316
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

AFO
'TY FITIAVANA 'TY
ANARANA
REHEFA MINO
NANDRITRA NY NITIAVAKO
TARARAKA ANEFA...
FIALOFANA
NIZAKA
TONGA ALOHA
VERY ANDRO