REHEFA HITANY - Fredy Jaofera
Azo vakiana?
REHEFA HITANY
Rehefa hitany
fa kotsa ny maso
dia nosoritany
hiala ny an-kaso.
Rehefa hitany
fa kivy ny tenako
dia mba vitany
tsy ho tangenako !
Rehefa hitany
fa mafy ny adiko
dia ny kintany,
nitsilo ny hadiko.
Rehefa hitany
fa sento no teraka
dia nofaritany
tsy hiasa tanteraka.
Fredy JAOFERA
Sokajy :
Aingam-panahy, Alahelo, embona, Eritreritra mandalo, Fahatsiarovana, fiainana, Fiononana, Fitiavana
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 16/07/2020
Mpamangy : 126
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
NY FAHOMBIAZANANISY HASASARANA
TONONKALO NY TANTARAKO
SAMY MANANA
NY AN'NY TENA
ALAHELO ANATY FANGINANA
REHEFA LEHIBE
IF I SING
YOU WERE
MISSING