You are here: home > Vetso

RINDRA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?




RINDRA





Ny tari-dalana ilaina
tsara foana harahina
azo ahindrahindra :
rehefa izay lazaina
no zava-tanterahina
dia hisy ny rindra !




Fredy JAOFERA