TSY MOTRAKA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY MOTRAKA





Lazao ny Marina
rehefa mitady fahavalo
hamingana ho potraka :
tsy resaka amboarina
na rediredy mandalo
fa lahasa tsy motraka.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
277 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 16/08/2022 22:49
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0176