VELOMA TSY ZAKA - Fredy Jaofera
Azo vakiana?
VELOMA TSY ZAKA
Ny veloma tsy zaka
dia tsy hay lazaina
amin'ny tiana
rehefa latsa-paka
'reo ratra lanjaina
be fanaviana.
Fredy JAOFERA
Mombamomba
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 20/11/2022
Mpamangy : 198
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
MAFY TORIMASOMIANARA
OMEO
AM-PITIAVANA
REHEFA TSARA IANAO
INDRAY LOHATAONA
AZA MIARAKA AMIN'NY ADALA
HIPOITRA NY KINTANA
SAINA AMBANY
HABOBO