IANAO - havotraniaina
Azo vakiana?
IANAO
Ny fahadiovanao anie,
ho fotsy manjompika.
Ny fiainanao anie,
ho masoandro mibaliaka.
Mpanoratra:LALAHARISON Havotra Niaina
Mombamomba
Mpanoratra : havotraniaina

Nampiditra : havotraniaina
Daty : 08/09/2022
Mpamangy : 247
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
FiainanaLehibe sy marina ny Andriamanitrao
Ny tokantrano
Ny fihatsarambelatsihy
Vantanina ny resaka
Ny olom-banona
Mandroso ny fotoana
TIAKO
Ny velona
FAHEFANA