FAHEFANA - havotraniaina
Azo vakiana?
FAHEFANA
Fahefana avy aiza no isaloranao,
no indro ianao mandatsak'aina tsotra izao,
fahefana nalainao antsokosoko tsotra izao,
no ilazanao fa Andriamanitra no momba anao.
Fahefana avy aiza no isaloranao,
no hanananao fahefana izao,
fahefana nampindramina anao,
no indro fa esorina aminao.
Mpanoratra: LALAHARISON Havotra Niaina.
Mombamomba
Mpanoratra : havotraniaina

Nampiditra : havotraniaina
Daty : 07/09/2022
Mpamangy : 155
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
FiainanaLehibe sy marina ny Andriamanitrao
Ny tokantrano
Ny fihatsarambelatsihy
Vantanina ny resaka
Ny olom-banona
Mandroso ny fotoana
TIAKO
Ny velona
IANAO