Noho ianao.... (NY FANAMBY Nomenjanahary)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Noho ianao....

Noho ianao iny ihany ry malalako
Noho ianao iny satria,
Enao lay fananako
Mandrakizay doria

Noho ianao iny ihany ry tiko
No antony izao
Noho ianao izany
satri lay tokako eto an-tany


De noho ianao ihany
No handehanako any ho any
Noho ianao satri
HO mandrakizay lay fiti

veloma ry malala,
veloama ry tiko
veloma ry tanàna
veloma ry mamiko

Veloma ry ankany
Feno fitiavana aok'izany
Veloma satri,ny hoavin-tsika no anton'izany


veloma ry zanako
fandrao mitomany
Ny azo hisasarako
De noho ianao ihany

(ilay FANAMBY,noho ianao,septambre 2020)
--------
Rohy:
608 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : NY FANAMBY Nomenjanahary
Nampiditra : Ilay FANAMBY
Daty : 04/09/2021 19:20
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0117