You are here: home > Vetso

Sweet Happy Birthday - ILIMIM JIVISDI

Azo vakiana?

Eny! voaraiko antanan-droa, Isaorako eram-po sy saina
Fa dia tondraka tokoa ny hafaliako tsy hay lazaina!
Dia N' inoninona atao, Izy foana anie ho eo
Andriamanitra ambony ao anie ... Hitahy koa anareo

Satriko ho nasaina jiaby, notolora-mofo mamy
Orokoroka ositsositra [gateaux], Tsisy  ôtr' izany
Nefa tsy omby 'lay tanàna misy anay tsy "dé" Mankaiza
Fa tsy ho faty ampoko "ao!" na oviana ianao Sakaiza

Dia tapaka sy namana amin'ny zavatra rehetra
Mikopakopa-tanana aho, na aiza ianao mitoetra
'Dia maniry ihany koa Hatratra, ny "Happy Bèf" -nao
("Vous êtes Tous Mes Meilleurs Amis du Monde"  tsotr' izao

Tsy ho ary ho voatanisako etoana ianareo
Mamerina fisaorana aho amim-piombonam-peo
Dia rehefa mihaona isika, Mety hisy ilay [Pizza!]
Sangisangy kamboko iny e! sa ve hoe : a a a !!!

Dia afaro lets |Men| 'lay Faingon-draozy kely
Fa mitsiry foana hoe:...mbola mamy 'lay tantely
Tsy ho difin' iny kotsan'oram-batravatra hoe
ILay Faingom-pa[nirina| anaty fon' i TTD.......
("Mais sinon C'était bien Passé") 'lay Happy Birthday.!!!

Hihi!!!
http://namana.serasera.org/album/sary/asehoy/s56c887ff4ac89


ILIMIM JIVISDI

Sokajy : Aingam-panahy

Hametraka hevitra

Midira aloha