You are here: home > Vetso

RESINAO! - ILIMIM JIVISDI

Mahababo ny fanahy
Izato endrikao ry tiana
Toa maha resy ny efa sahy
Fa mitosaka mangiana
Ny tsiky kely atopinao
No lasa hery mpanazava
Ho tohan’aina tsotr’izao
Raha sendra kivy tsy misava
Dia ianao, ianao hatrany
No voas

Hevitra mandeha

hery (21/08/2019 19:49:06)

Mbola vakiraoka?

Hametraka hevitra

Midira aloha