tokisa (izaac)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
hamparary anao tsy iriko
hampahory anao tsi diniko
fandratra anao tsy faniriko
hamitaka ano tsi tiko

hampiharina ano no tiko
hanoana anoa no fanoriko
anaja anao r olotiko
misakambona anao no faniriko

fahorinao anakay
ratranao iarahoana mandrani
hasambarako d ho zaraiko
ni tsi fananako ts ho lazaiko

lona roa isika no iray
tafaraka natambatra
vonona hiaradihi dray
ni fitiavao no manabatra

maso hiara mijery
tanana mifandray
no anolorako ni vody
ho aano r olotiko iray
--------
Rohy:
Sokajy : Mariazy - Fitiavana
1763 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : izaac
Nampiditra : emonate
Daty : 03/09/2010 08:59
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0101