You are here: home > Vetso

Dia sahinao ve ? - a.j.ulrich-vts

Azo vakiana?

Dia sahinao ve ny
Hanao toy ireny
Namela ahy ho irery
Tao anaty adim-piainana manirery
Dia sahinao tokoa ve ny
Mody manadino toy ireny
Ny miala ireny loza ireny
Ka namela ahy samirery
Dia sahinao tokoa ve
Ny manao ahy toy ireny

Hametraka hevitra

Midira aloha