You are here: home > Vetso

Mbola ho avy - a.j.ulrich-vts

Azo vakiana?

1_aza taitra ianao ry foko
Aza manahy ianao ry foko
Fa mbola ho avy eto
Ilay amboara efa nandrasako
2_ilay anjaran'ny foko
Hatrizay,hatrizao
Fa aza manahy ihany
Fa mbola ho avy eto ilay tena izy
3_na dia efa manana
Olon-tiana aza ianao
Dia avelako ianao satria
Tsy ilay amboaran'ny foko
4_eny mbola ho avy
Na ho ela na ho haingana
Dia tsy maintsy ho tonga
Ilay anjaran'ny foko
KA DIA MAHARITRA AHO

Hametraka hevitra

Midira aloha