You are here: home > Vetso

noho ianao - a.j.ulrich-vts

Azo vakiana?

ny fitiavako manoratra
ny fiainako
dia tsy inona tsy akory
fa noho ny fitiavako anao

ilay fitia tsy misy fitaka
ilay fitia marina tokoa
tsy mba fitia varavarana
fa fitiavam-draozy mena

tia ihany aho kanefa nahandry
tia ihany aho tsy mba nahafohy
fitia tsy misy fitaka no nitiavako anao
ka hany nanosika hanoratra ho anao

Hametraka hevitra

Midira aloha