You are here: home > Vetso

Ny fahantrako - a.j.ulrich-vts

Azo vakiana?

1-o,ry fiainako taloha
Mahafatifaty sy tsara ery
Mafinaritra tokoa
Ny mijery azy mahasondriaka
2-ny tranoko fahiny
Tsotra sy mahatehotia ery
No mba anjaram-piainako hatrizay
Fa anio kosa hafa indray
3-fa nakaiza ilay vola aman-karena
Izay mba fananako hatrizay
Moa va lany @ onjam-piainana
Ka tsy misy taveka akory
4-raha mandeha maraina mitady sakafo iny
Opa sy latsa no entina mody
E,ry fiainako ankehitriny
Dia ilay FAHANTRAKO ankehitriny

Hametraka hevitra

Midira aloha