tabatabanao - Jayah Razafi
Azo vakiana?
NY TABATABANAO
Injao fa mitabataba anaty bitsika
ilay feonao mandona ny atiko rehetra
sambatra ny foko miaina izany ritsoka
ka satriko malala raha toa tsy hisy fetra ah!!!
.........
eo aky malala a
alefaso f'izaho tsy hiala
fa tabatabam-pahasambarana
no manenika ny efitranom-poko
tsy mahatsiaro izany harerahana
fa dia korana ,tsy misy izay toloko
.........
rehefa injay ,
ilay ianao fa tonga indray.
fa raha iny lavitra ahy ianao malala
dia toa tsaroako foana ny tabatabanao
dia malaeloelo eto aho mila ho lasa adala
fa tiako sy tadiaviko ny ho anilanao
.........
avia moa malala ah!!!!
fa mila ny kotabanao izaho adaladala
jayah razafi. 21/12/16. 03:14
Sokajy :
Fitiavana
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : Jayah Razafi

Nampiditra : Jayahrazafi
Daty : 30/12/2016
Mpamangy : 555
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
hihira ho anao ahoManiry manitra
io fitiavana io
Va tsy tsapanao ny lanjan
vazon'ny manina
hosodoko
Elakelany
ny tena fitia
Antsakabary
atolotro ho anao ity tono