Tiana - Joh
Azo vakiana?
Ianao ange ry Tiana
Mahafatifaty ahy loatra
Mitondra hafaliana
Ka mampite-hitroatra
Raha vao mahita anao
De babo avy hatrany
Indrindra ny fitsikinao
Mahavelombolo ny fanahy
Rahoviana re rahoviana
Ianao vao ho ahy
Higokako ny hasambarana
Tsy amin'ahiahy
Sokajy :
FITIAVANA
Hevitra mandeha
tia2005 (02/08/2005 11:35:38)
oh ry Tiana â! sady beau anie izy no mahay manoratra ê! tsara ê!
Mombamomba
Mpanoratra : Joh
Nampiditra : LepetitbeauDaty : 04/05/2005
Mpamangy : 2080
Mankafy : 2
Tononkalo hafa
NY FITIAVANTSIKA ROANoely
TIA2005
Neny o!
Tsy hahasaraka ahy
Ry tiako
Ry taniko!
Ny sigara
Ratram-pitia
Kanto