TIA ANAO AHO (JOHARY J)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
messageAo anatiko ao izay olona iray izayao anatiko ao ianao
ao anatiko ao 'lay ririnina
misy hafanana
ao anatiko ao Malala
F'indry raha matahotra
izaho tsy mba sasa-miandry
f'indry raha tsy mino
izaho aza adino
Tia anao aho, tena tia tena tia
tena tia, tia anao aho tena tia
Ao anatiko ao ilay endrikao
kanto indrindra
ao anatiko ao Diamondra
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana
Hevitra mandeha

endrika01
(
23/05/2008 13:26)
fitiavana marina!

zemjos
(
16/09/2013 19:19)
Misaotra anao, io tononkalo dia tena tononkalo manambara fitiavana marina tsy misy tambiny