Ry tiana - Kanty
Azo vakiana?
fa raha toa ka izaho irery
dia tena manirery
raha toa ka eo ianao
dia faly ny ao anatiko ao
avy re aty
ianao ilay tena tia
ianao ilay tsy mba foiko
avia ary ho kaloiko
rehefa lasa ianao
mijaly ny ao anatiko ao
tena mijaly ny
avia ry sombin'ny aina
Mombamomba
Mpanoratra : Kanty
Nampiditra : karenDaty : 21/04/2004
Mpamangy : 3018
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Tsy foikoNofinofy...
Ianao
Ahiahy