You are here: home > Vetso

mbola ho avy - lain's rakoto

Azo vakiana?

eny antsefan-drahona eny
misy taratra ankiray
hita mitsolopilopy
manantena fa hanazava
toa tsy kivy fa miezaka
miezaka manopy
manopy fahazavana

Hametraka hevitra

Midira aloha