AZY IANAO FA TSY AHY (Lalypiso)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Takolako ravahin’ny boiboikan-dranomaso
Toloko-pahoriana miantsoantso hoe andraso
Takalom-pitiavana namelanao ahy ho irery
Takela-pahatsiarovana tamin’ilay fitia tsy antery

Fa azy ianao fa tsy ahy
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
2030 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0092