Aza kivy (manantena)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Na mafy aza ny manjo
Mila ho ketraka ny fo
Aza kivy na tomany
Mijoroa hatrany hatrany
F'izany no fiainana eto an-tany

Mandalo izao rehetra izao
Ianao io koa mbola ho lao
Aza variana amin'ny fiainana eto an-tany
Mba tsinjovy ny any am-parany any

Ny fiainana anie misy fetra
Misy farany ny zava-drehetra
Fa na zovy na zovy eto an-tany
Tsy maintsy mandalo an'izany
Fa izany no maha-tany ny tan
--------
Rohy:
Sokajy : Politika - Fahantrana - Alahelo - Ady
2083 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143