You are here: home > Vetso

AZA - Myh'Andry

Azo vakiana?

Za ho'aho aza enjehina fa mbola lavitra ny lalako
Aza ezahina takomana ilay anjaram-pahasambarako
Aza hidirana ny fiainako fa ny anao aloha jerena
Dia aza manaratsy ny hafa fa samia mandinin-tena
.
Fa na iza ianao na iza tsy misy mahalala akory
Ny ao ambadiky ny nofiko amin'ny alina matory
Tsy fantatrao akory ny ao anatin'ny tontoloko
Na ny endriko mitsiky na ny teny avy eo imolotro

Sokajy : Malalaka

Hametraka hevitra

Midira aloha