HAFANANA (Mysento)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Hafanana!

Tsy afaka ato an-tsaiko
izaho sy ianao ry aiko
Nodarofany hafanana
Ka lasa valaka tsy tana
Tao anaty ny haizim-pito
Nifampitolona fitia
lakakely novoizina
Hasambarana ho doria(...)
--------
Rohy:
1281 0
Hevitra mandeha
endrika01 ( 17/08/2009 06:48)
Fangah mafana refa mifampitolona fitia ;-)
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Mysento
Nampiditra : Mysento
Daty : 09/08/2009 13:52
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0099