Hafatra (Nali)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Etsy kely hono:
Mba hindraminy hono ianao
Mba hilaza izao sy izao

"Efa maty hoe ny azy
ary koa efa nariany
Fa anolon-kafa indray ny voninkazo ampaniriany
Mionona fa tsy tsara ...ny amintsika
Dia tsy tsara raha hiorina aman-driaka"
--------
Rohy:
Sokajy : Fisarahana
1994 1
Mpakafy: nalison1000
Hevitra mandeha
hasina1000 ( 01/02/2005 14:59)
Tsara fa tohizo izaho dia te hifandray aminao
Hasina
nali1000 ( 04/02/2005 16:31)
Tsara
vetsoko ( 05/02/2005 13:10)
marina izany ry se,anisan'ny zavatra sarotra mihintsy ny mampionon-tena
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0149