---raha... - Nali
Azo vakiana?
RAHA.....
Raha niova loko indray izany volon-danitray
Dia ho faty ve ny jirony?
F'ilay jiro izy nitondra izany hasambaranay
Diva ho lany koa ny ilony...
Raha nanerika ny andro teo an-tokotaninay
Tsara izany,tena lafatra
Ity izaho izay manirery ambon'ny farafaranay
Izany angamba no efa lahatra
Raha taraina no nameno ny an-droa tokom-piananay
Toa tsy ahoany izany
F'ilay fitia izay mba hany sisa nofinofinay
Ritra.......efa lany!
20 Juin 2005
18 h 20 mn
Nali
Tsy azo adika na alain-tahaka raha tsy nahazo alalana avy amin'ny mpanoratra
OMDA
Sokajy :
fisarahana, Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : Nali
Nampiditra : nalison1000Daty : 03/07/2005
Mpamangy : 1186
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
--------- RY ZANDRIKO ------------- Ry zandriko--- Ho an'ilay zandriko nody mandry fito taona monja
Hafatra
Priere pour l'amour
Les verbes
Meteza
Promesses d'ivrogne
Una casina di cristallo
---the barefoot boy
---a madagascar