Ianao (Nalison Randrianaivo)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ianao

ianao toa mianjona
fa be hasohaso
tsy mijery izato tanjona
izay tsy hitany maso

manao kiliolio
mitaraikiraiky
ka izao no tadidio
ianao eo no taraiky

ianao mba mikasa
hanangana trano
ianao nefa lasa
izaho nidiran'angano
--------
Rohy:
747 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0111