Mirary krisimasy sambatra ho antsika - Nalison Randrianaivo
Azo vakiana?
Mirary krismasy sambatra
ho antsika rehetra rehetra
izaho tsy manay manavaka
fa ho any malagasy tsy voafetra
mirary krismasy gina
ho antsika rehetra rehetra
mba hiravo tsy hangina
hafaliana tsy hanampetra
mirary krismany miavaka
ho antsika malagasy
mba hazoto handeha hivavaka
fa tsy hoe angasihasy
mirary krismamy soa
ho antsika olombelona
ka ho lafatra tokoa
ho tratr'antika ela velona
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : Nalison Randrianaivo

Nampiditra : nalsonrazakariasa2015
Daty : 09/12/2017
Mpamangy : 803
Mankafy : 5
Tononkalo hafa
AtsaharoTsy misy mahavita tena
Tena fitiavana.
I Neny
Ny Zanako.
Takariva amoron-drano
Sakaiza manody.
Mahalalà tsy tiana
Tamberim-pitia
Fitiavan'i Neny