Raha tsy eo anilanao - Naly
Azo vakiana?
Amin'ny ora tsy hahitako anao no tena hatsapako fa tiko ny eo anilanao
Eo no maha sesehena ny fanirina tsy hay fefena ao am-po torovan-tsentoko
Eo maha babangona maha hay sy mahafoana an'izao tontolo izao
Eo no tena hatsiarovako fa ny fo torovan-drovako mikalo ny anaranao
Ka na lavitra na akaiky ny fotsika mifanaiky mitempo miaraka hatrany
Sokajy :
FITIAVANA
Hevitra mandeha
gtiana (29/11/2005 05:51:38)
Tsara ka tohizo ranaly an, de ampidito foana radoum an.
benasy (23/12/2008 09:59:48)
"TIKO" ny eo anilanao....
Eny é ! efa fantapantatra ihany ka...sao dia "MAGROS" kosa no metimety ?
"Tiako": no milaza olona tiana.
Mombamomba
Mpanoratra : Naly
Nampiditra : doumDaty : 01/12/2003
Mpamangy : 1805
Mankafy : 1