HO AZY (naritsimba)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Izay rehetra ataonao ahy,
Raisiko am-pahatoniana,
Ka tsy ataoko mampanahy
Na dia hazo fijaliana

Vonona aho ny hizaka
Izay rehetra atolotrao
Na ho eso na ho latsa
Dia zakaiko tsotr’izao

Raha ny foko sy ny saiko
Sy ny momba ahy rehetra
Vita sedra sy voabaiko
Hitia anao tsy misy fetra.

NARITSIMBA
2007
--------
Rohy:
Sokajy : Hambom-po - Fitiavana
1709 0
Hevitra mandeha
katiaa ( 15/06/2007 20:54)
Aiza kouss d tsiss fetra ee; misy fetrany doly n zav reetra na inn na inn :-)
naritsimba ( 18/06/2007 06:07)
katiaa>> moa ve misy fetra ny fitiavana? fitiavana mandrakizay izay no tanjona
mampikanto21 ( 28/12/2007 07:56)
tena marina v izany? Tena tia ianao izay....
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : naritsimba
Nampiditra : naritsimba
Daty : 15/06/2007 05:06
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0114