You are here: home > Vetso

Azonao atao - Nikopol

Azo vakiana?

Hevitra mandeha

lanto (29/08/2004 12:16:48)

tsy ampy ve ny orona de vatana rehetra ? hihihi
ny rafitry ny tononkalo tsy misy "indrokely" fa ny "indro kely" dia ao amin'ny votoatiny hoe "ny hany indro kely" : maninona no mody nasiana "indro kely" ? hihihi njaso alou fa tsy azoko izy izany !

(tsy manembatsembana ny masoko na ny saiko le fampiasana tenin-jatovo hoe : "revy tsisy fetra", asa ny sasany ? )

....

nikopol (29/08/2004 13:13:08)

Lanto, tsy azonao ve le "indrokely"? hihihihi
Azanao fantarina ka.... hihihi
Tsy teny gasy angaha moa ilay "revy tsisy fatrany"?

lanto (29/08/2004 13:22:16)

le revy ry niko a

nyeja (29/08/2004 13:26:13)


nikopol a
dia avelanao hanao izay tiany atao ve izy nefa dia asiana indro kely ihany !
nefa efa navela hanaikitra koa ! lol
hafa indray iny an ! tohizo fa tsara e

bichette (30/08/2004 09:18:29)

.../.....

nikopol (30/08/2004 10:20:52)

Lanto, ilay "revy" mino aho fa efa teny gasy io, tahaky ny latabatra, na dovay, na porofo ireo teny vahiny nagasiana sy ny sisa. Asa kalongany e!
Nyeja misaotra akia an, aleo atao hoe mbola hitohy tahakin' ny tantara amin'ny radio...hihihi
Bichette????

lanto (30/08/2004 11:23:38)

ieny njay ary kou !

yonikafopl (31/08/2004 03:18:13)

fa nahoana no asiana fetrany ry niko a!!!!!
ary inn kay le dikan'nilay " antaranaona" fa tsy azoko???
miandry ilay tohiny zany .

nikopol (01/09/2004 11:19:44)

yonika, infini no dikan'ilay "antaranaona" , na hoe tsy hita pesipesenina.
Ny kajy fotsiny no tsy azo atao ka! hihihi

yonikafopl (02/09/2004 18:04:16)

hay ve!!!!!!!!
fa nga misy kajy tokony hatao koa ???/

kally (06/05/2005 20:10:21)

Kajin' ny andro mahametyary ve io sa kajin'ny olona be famisavisana?
Tsara be daholo re ny tononkalon'i Niko a!

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha