You are here: home > Vetso

Bronx - Nikopol

Azo vakiana?

...


Sokajy : Malalaka

Hevitra mandeha

pissoa (23/03/2006 04:42:23)

snif, snif.
Hihihi, mampatawatra izy izany, lol

aninav (23/03/2006 09:32:00)

:lol:
gli ve?

raozigasy (23/03/2006 22:54:16)

raha masiaka
aza agiaka
aleo hilamina

aleo ze maty
ho an'ny faty
ny tany indramina

ilay pi-maso
no andraso
mbola ho avy

mitsikia
f'aza mi-py
de courage

ny vinany
aleo ho any
sy ny mokony

ny côcô
ra-Nikô
no ataovy bokony

mignone (08/04/2006 10:34:16)

tsy azo koa ilay tononkalo ! mba azo azavaina ve ry mpanoratra ?

Sohitika (20/05/2008 15:09:11)

mampihomehy be mihitsy, hitako daholo lay scene na dia drame ary no niafarany, bravo ra niko dia ny coco atao bokony hahaha

Hametraka hevitra

Midira aloha