You are here: home > Vetso

Etsetra etsetra - Nikopol

Azo vakiana?




Sokajy : ahy, Fitiavana, manokana

Hevitra mandeha

nyeja (29/06/2005 15:33:45)

nikopol a fantatrao ve sainka izaho mihitsy no namerina ity tononkalo ity eto ! marina e
tiako loatra izy io ary dia nandefasako any amin'ilay olona izay ... mankasitraka e

nikopol (30/06/2005 09:33:51)

Misaotra ny eja a!
misy andalana vitsy notsongaiko tamin'ny tononkalo nosoratanao ity :
" Hoentiko any amin'ny habaky ny nofy ianao ..., any isika hiara-dia, sy hiventy "ilay fitia". "
("Ilay fitia", boky nivoaka 2005 nyeja)

lol
Ho an'ny mpamaky hafa, ilay fitia dia fitiavana mivelatra fa tsy voatery ilay "iray" iny ihany a !


nyeja (01/07/2005 14:27:19)

tsy haiko raha azonao ny tiako ambara na tsia fa iny aloha no ao dia izay voasoratra dia voasoratra , ilay hoe "lol "dia tsy azoko loatra ny nanaovanao azy, fa tsy maninona, misaotra anao nanome fanamarihana

nikopol (03/07/2005 11:17:59)

ohatran'ny tsy mifankahazo resaka sika sy nyeja zany lol
le "lol" midika we faly fotsiny ka !!!!

nyeja (11/07/2005 08:27:39)

misaotra ry nikopol a dia misaotra anao zany falifaly fa ilay fitia nolazaiko iny mba lohatenin'ny bokiko e fa afaka manao daholo ny hafa arak'izay tiany ohatra hoe etsetra etsetra mbahafa koa ange izany e ! fa anisan'ny tononkalo tena tiako loatra manko ity etsetra etsetra ity ka toa io ihany no voateniko "lol " hihihi
mahereza e

pissoa (17/02/2006 17:06:23)

Jereo aminy masoko aho dia .../... Hihihi

Tsara kah!

Hametraka hevitra

Midira aloha