You are here: home > Vetso

Fitiavana mandrakizay - Nikopol


Sokajy : Fitiavana, Malalaka

Hevitra mandeha

Kotity (19/09/2005 13:15:36)

Tena lalina be le tononkalonao, fa tena tsara koa.
« On recontre sa destinée souvent par des chemins qu’on prend pour l’éviter».
Dia mazotoa manoratra fa mahafinaitra fona ny mamaky ny asa-tananao .

bichette (19/09/2005 17:00:29)

mampiakatra ny inspirako izany !

majakely (06/12/2005 13:28:00)

De aza tenenina mafy loatra kosa ny le ato am-ponay mpamaky e !!hihi

ampoka (19/11/2006 19:13:44)

ilay fahaizanao mandrindra sarin-teny no tena nandona ny fahalianako hiontsana

Hametraka hevitra

Midira aloha