You are here: home > Vetso

Fitiavana mololo - Nikopol

Azo vakiana?

Hevitra mandeha

lanto (19/08/2004 14:46:08)

i bely blondy ve izany ? hihihi

Izany tokoa ve ilay hoe ny dobo tsy hita no mahamanina ? Faraharatsiny kosa aloha mba voarakitra an-tsoratra ilay mololo e !

Be talenta mihitsy niko an ! :))

nikopol (19/08/2004 14:50:58)

lanto. hihihi
i bely blondy indray fitia antanan-tohatra. hihihi épisode manaraka izay...
refa miaingainga iny le zavatra de mande hono le filignigna...

bichette (19/08/2004 15:31:44)


indrisy ry nikopol, tena mampalahelo be mihitsy izany.Aza kivy anefa fa mbola misy ny fitiavana voanio, ny fitiavana voanjo ....

yonikafopl (19/08/2004 16:25:56)

hihihihihihihi mbo loza kou zany ry niko, nilatsahan'ilay pitik'afo ilay mololo de may levona sahady lol

nikopol (20/08/2004 12:32:52)

Bichette sy yonikafopl, fitiavana mololo io fa tsy hoe fitiavana môlômôlô an! hihihi

fiaritiana (27/04/2005 17:07:15)

izay izany ilay fitiavana milolo , miredareda dia avy eo levona
tsara ka , tohizo

kally (02/05/2005 20:06:30)

Tany ambanivohitra angaha ka nampirehetin'ny inona no..nanao fitia, izay tsy tsaroana akory ny fisiany avy eo?Ka zary bobongolo hi hi hi

nikopol (04/05/2005 12:03:24)

lol
fitiavana ambony mololo io, sady malemilemy no mety manome allergie ! hihihi

Jemes (05/05/2005 11:48:40)

efa mirediredy nareo zany kle

Hametraka hevitra

Midira aloha