You are here: home > Vetso

Nitia anao za - Nikopol

Azo vakiana?

Hevitra mandeha

andriary (19/11/2004 16:22:30)

tiako ity tonokalo ity ary ankafiziko ry niko!rafi-teny sy hevi-teny vaovao!omeko naoty 5

bichette (19/11/2004 16:42:03)

style hafa sy tsara aloha ny anao ry nikopol a !

nikopol (19/11/2004 17:10:58)

Misaotra Andriary, tsy we hifanome voninkazo fa ny tononkalon'ise kou anisan'ny ankafiziko !
Merci bichette ! Tsy aleo ve le "degany "?

NyKanto (19/11/2004 19:30:07)

Tsara...!
Ny Kanto.

nyeja (20/11/2004 07:27:43)

tsara tokoa ilay tononkalo, tena azo antoka fa babon'ny fitia tanteraka ny mpanoratra ka voateniny avokoa na dia ny zavatra kely rehetra na ny bitika indrindra aza ...;
tsara e
Ny eja

iharantsoa (21/11/2004 11:04:24)

tsara fa omeko isa 5 an

Nanour (22/11/2004 11:53:11)

Tsara, raha tena nihatra taminao ny tononkalonao rehetra de tena ohatran'ny le bandy mpanenjika zipo ireny ny fijeriko anao, diso ve za ?

nikopol (22/11/2004 12:38:39)

Ny kanto,Ny eja, iharantsoa sy Nanour misaotra !
Nanour mpanoratra fotsiny za ka! tahaky ny mpanoratra hafa dia tsy voatery nihatra tamiko ny tononkaloko rehetra !
Izany akory tsy midika fa tsy mpanenjika zipo za ! fomban-drazana tsy hita zay maharatsy an'io , saingy za mou aty antany lavitra aty ka tsy afaka mandalina loatra ilay taranja resahinao io !
Ampitiavana

chipie1 (23/11/2004 18:59:43)

hihihi mpanenjika zipo.
tsara fa tohizo

kally (02/05/2005 20:11:25)

Misy tokoa fitia ohatr'itony e? Na mampanerinerina aza toa tsy satry ihany!
Tsara be fa misaotra,tsy hainay mpamaky ny manazava ny fihetsemponay isaky ny mamaky izay soratanareo mpanatalenta.

vale (12/11/2006 03:06:41)

Toa zaho koa no misento mamaky ilay tononkalo Nikopol a! tsara be! Mhhhh..

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha