You are here: home > Vetso

Nomeny - Nikopol

Azo vakiana?






Sokajy : Fahatsiarovana

Hevitra mandeha

bichette (30/08/2005 08:27:44)

oaaaaa !!!!!!

hery (31/08/2005 03:04:01)

Manja... soa fa tsy nomeny ny vatany fa hay tanora loatra :)

bichette (19/09/2005 17:01:33)

hery > ah ah ah ah aiza no ahalalan'isé izay takona any

mignone (03/10/2005 17:03:13)

otrany tokony mbola hitohy ilay tononkalonao ?

raozigasy (20/10/2006 13:51:35)

Nomeny ahy ny vatany , ilay henatra nariany
Nafoiny ho ahy tanteraka , ilay nofo virijiny

Nomeny ahy ny fahaizany, hamahana ny olako
Nomeny ahy ny fananany, tsy hiasan’ny volako

Nomeny ahy ny androny, mba hanjaka ny orokoroko
Nomeny ahy ny aliny, hiondanana eo an-tsoroko

Nomeny ahy daholo, izay azony nomena,
Noho ny fitiavany ahy, nomeny tsy terena

. . . . . . . . .

Kanefa izay nomeko, ...
Lozako ekeko
Fitaka sy lainga,

Ary izay mba tambiny
Fitiavana efa ambiny
Ka naleony niainga

vale (12/11/2006 03:09:10)

Nanjary nisy zanany!...hi! hi! hi!

Hametraka hevitra

Midira aloha