You are here: home > Vetso

Omeo fotoana aho - Nikopol

Azo vakiana?




Sokajy : Fitiavana

Hevitra mandeha

nyeja (08/05/2005 14:19:36)

omeo fotoana aho
......
hmmm, toa mitady ho matotra ny fitiavana atolotry ny mpanoratra ilay olona nangatahany fotoana !!, kanefa sao dia ela loatra ry niko a ka mihavasoka eo indray ny fitiavany anao miredareda a,
Ny eja ihany.

fiaritiana (09/05/2005 16:38:20)

slt niko
aza atao ela loatra e, sao votsotra ny azo

nikopol (10/05/2005 17:16:07)

Ny eja sy fiaritiana ! misaotra amin'ny toro-hevitra lol
anjaso kalongany za hieritreritra kely kle lol

chipie1 (19/05/2005 21:09:38)

ataovy fa " nilaozany omby niahaka " ouzy le fitenenatsika zay ,

nikopol (27/05/2005 18:09:51)

Hihihi
raha tia ahy izy dia manome fotoana ahy ! fa za koa tia azy ka !
lol
Chipie tsy le omby no resahiko an ! lol

Hametraka hevitra

Midira aloha