You are here: home > Vetso

Rediredy - Nikopol

Azo vakiana?

Sokajy : ahy, Fisarahana, manokana

Hevitra mandeha

nyeja (29/06/2005 13:36:46)

ny mba angatahako fotsiny dia ilay hoe aoka tsy i "lala" no anaovanao izany an ..! mbola maro manko ireo soratra hataony ao anatin'ilay boky virijiny mba tiako loatra ilay etsetra etsetra e tsy matiko lolo an !
ny eja

nikopol (30/06/2005 07:36:19)

lol nyeja a, ny anay sy "lala" hafa ka !

bichette (30/06/2005 13:19:28)

lasa izy e

eh (16/08/2005 13:38:25)

ndriiii! nilaozany enao? avelao handeha izay tsy tamana hono ê! d tsy mahazo miverina izy izany? mitsangatsangana fotsiny anie ny nivoahany ny trano ê!