You are here: home > Vetso

Ry gazelako - Nikopol

Azo vakiana?


Sokajy : Fiderana, rindra, tsara

Hevitra mandeha

chipie1 (04/05/2005 12:23:04)

zany hono ry gazelany lol

Oully (04/05/2005 12:59:39)

Ohatran'ny hoe mamaky ny tonon-kiran'i Solomona ao Baiboly aho! :)

bichette (04/05/2005 14:29:57)

hafa mihitsy ny aingam-panahinao ry nikopol ....;; mahafinaritra , tohizo e !
tena tara dia tara mihitsy ianao, latsaka hoy fiteny amin'izao fotoana izao, tena mola be, tena potika tanteraka hoy ny fiteny talohaloha teo

nikopol (04/05/2005 15:46:46)

Bichette, zany ve akia ! ie somary latsaka kely za amizao fotoana zao ! hihihi
Oully ie, anisan'ny nankafia an'ireo tononkiran'i Solomona za !
Chipie lol njaso fa hanontaniako izy, somary lavalava tenda zay mantsy izy hihihi

Misaotra anareo e

Hametraka hevitra

Midira aloha