Ny Ako (Rahira)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny AkoInjany,
Mi-ako an-tsofiko ao hirahira feno sary
Dia h-iako am-ponao ao rehefa raikitra ho diary
Ka mi-ako am-bavanao ny hira feno sarisary
Ary Ny Ako an-tsainao ao dia
Akom-betso tsy mba lany.
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy
Mpakafy:
Nyakosombinaina