AVELAO (NY Andri-Fara)

(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AVELAO
Neny a!
Sahirana ny saiko
Mieritreritra fa,
Nalaina teo an-tanako ny raiko
Nahoana no sedraina ny ankaso

Izay no anjara
ka nahoana....
Ity mahantra tsy miteny.
no avela hanirery

Ny Andri-Fara
--------
Rohy: https://vetso.serasera.org/tonokalo/ny-andri-fara/avelao-3
Sokajy : Malalaka
1832 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : NY Andri-Fara
Nampiditra : Rapha
Daty : 06/03/2006 12:02
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.2541