IANAO NO TIAKO (NY Andri-Fara)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
IANAO NO TIAKO.

TANTELY A!FANTATRAO NY ATO AM-POKO
FENO LOATRA KA TSY TOHAKO.
ANDROANY MANTSY RAHA TADIDIANAO;
FENO ROA TAONA IZAO NY MARIAGENTSIKA.
DIA FALY AHO MANOROKA ANAO

NY ANDRI-FARA 12/11/09
--------
Rohy:
Sokajy : fiainana - Fitiavana
2496 1
Hevitra mandeha
katiaa ( 12/11/2009 11:28)
Arabaina izany Ny Andri-Fara mivady. Ity andalany vitsivitsy ity dia atolotro ho anareo roa.

Ho anao irery

Ny fitia 'zay ato ampoko
Ho anao irery tsisy fetra
Ho lalaiko, ho koloiko
Ho anao irery ny rehetra

Tsy hiova ho doria
Hitia anao hatrany hatrany
Ho anao irery ilay fitia
Ho anao irery tsy ho lany
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0104