Malahelo - NY Andri-Fara
Azo vakiana?
Malahelo
Isika sy Ianao mihevitra
fa lasa izay ny tsiaro.
Ka nahoana no mbola misy
embona mandalo ao anatinao?
Resy ny nitia ankolaka
Resy tsisy mpanontany.
Angamba tsy ho resy ny fitiavako
manoloana izany.
Valio aho raha ianao
no nangalatra fitia,
tsy nindramiko...
Asanao rahavako
Sokajy :
Alahelo
Mombamomba
Mpanoratra : NY Andri-Fara
Nampiditra : RaphaDaty : 08/02/2006
Mpamangy : 1385
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
FO MIRAYIANAO NO TIAKO
TSY RARINY
MANDRAM-PAHOVIANA!
RASOUELLAH
MISY VE NY FAHAFAHANA
REHEFA EO IANAO
NA RINDRA
IANAO
AVELAO