MISY VE NY FAHAFAHANA (NY Andri-Fara)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MISY VE NY FAHAFAHANA

FAHAFAHANA MANDRESY
SA MANDRESY HO AN'NY FAHAFAHANA!

TSY FANTATRO RY MALAGASY NAMAKO
FA REHEFA INJAY AHO?
MAMINAVINA NY AMPITSOKO
SY MIMBANJINA NY LASAKO?
DIA LASA VETSOVETSO.....
MANONTANY NY FANAHIKO
MISY VE NY FAHAFAHANA ETO?
ETO AN-TANINDRAZAKO!

TSY HAIKO RAHA EKEN'NY SAIKO
IZANY ERITRERITRO
SY NY FOMBA MBA NISAINAKO;
HANEKEKO FA MISY VE NY FAHAFAHANA
MIJALY MANTSY NY TARANAKO.

12/10/09 NY ANDRI-FARA
--------
Rohy:
Sokajy : Tanindrazana
2239 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0109