Fehizoro - Ny Tany
Azo vakiana?
Any zay i Fehizoro !
Any andrefana any !
Ilay fitiavantsika ré !
Tozoy aza avela ho simba
Fa arovy sy hikoro!
Fehizoro a! moa mba tsapanao ?
Fa ianao no ilay rovako ?
Toerana iray nolalaiko sy tandrovako!
Tia anao aho nefa toy ny ahoana
No ilazako an'izany r'i malalako
Fehizoro!
Sokajy :
Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : Ny Tany
Nampiditra : MaelDaty : 25/10/2007
Mpamangy : 1520
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Lasa teo ny saiko.Tsy ho ahy
Noelin’ny mahantra !
H an' i vero !.
Adala aho
Safosafo
Dia sahinao
Fy mailo
Ra!! valo