You are here: home > Vetso

« HIRA TSIKY DIHY » - NYTSIKY

Azo vakiana?

« HIRA TSIKY DIHY »

Hanitry ny fony
Mamolivoly saina
Hanitra mamelatra
Hatsaranao mandihy
Endriky ny kanto
Famindranao milanto
Manome feo
Mamahana fitia
Ity hirantsika ity
Rangotra sy tendry
Gadona sy vely
Mampisokatra ny fony
Mandritsoka any anaty
Manambony ny aliny
Lanitra manjelatra
Hitsikiny tahaka izany
Eo ambony sahatra

NJIVA. A
2004

Mombamomba

Mpanoratra : NYTSIKY

Nampiditra : nytsiky
Daty : 12/10/2010
Mpamangy : 844
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

KA INONA…
ÊTRE une FEMME à MADAGASCAR