ANJELY# - NYTSIKY
ANJELY#
Tsara kely
Tsotra kely
Manja kely
Anjely !
...Madimozely
Hanitra
Lanitra
Ranitra
... Paradisa
Amboara
Anjara
Tantara
...Angolangola
Fitia
Doria Doria !
NJIVA. A
PARIS - June 2004
in "ENFANT DE LA NATION"
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : NYTSIKY
Nampiditra : NYTSIKYDaty : 01/07/2004
Mpamangy : 5589
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
KA INONA…« HIRA TSIKY DIHY »
ÊTRE une FEMME à MADAGASCAR
FAIS LE TOUR
CAFÉ
LES FEMMES LES PLUS AIMÉES
ANY AMBONY ANY
"MAMAY NY TANY"
NOFINOFY
AINA