Izaho sy ianao - Rado
Nitsiky ilay "Izaho" tanaty tratranao
Nahita ilay "Ianao" nonina tan-tratrako
Fa hay va re 'ty "Izaho" tsy iza fa "Ianao"
Ary "Ianao" tsy iza fa "Izaho" tsy mbola fantatro.
Sokajy :
Fitiavana
Hevitra mandeha
lapino (03/01/2006 19:27:44)
Tsy tokana aho kay, fa tapany nikobana
Toa tsy ampy ilay isa 5 homena an'ity tononkalo ity le!
Anael10 (01/02/2010 12:20:24)
Mombamomba
Mpanoratra : Rado

Nampiditra : rajaona
Daty : 13/10/2003
Mpamangy : 12889
Mankafy : 4
Tononkalo hafa
FahendrenaSedra
FONY
FIAINANA TILY
Gasikarako, Tiako ianao,
TSY VOASOLO
Ry tenindrazako
MPANGALATRA
Noho ny zanako
Tanjona